|
21/02/09
Ny soa atao levenam-bola

Fifaninanana no sehatra iray anehoan'ireo
mpampianatry ny Sekoly Maitso Bara ny fahaiza-manao ara-tantara. I
Njakanirina Johnny no lany voalohany tamin’ny fifaninanana
fanoratana tantara hoan’ny ankizy amin’ny kilasy T3. Miarahaba anao
tompoko!
Mp |
|
More |
|
16/09/08
Fandraisana mpampianatra manana fahaiza-manao
ara-pedagojia
Noraisina
hiasa amin’ny Sekoly Maitso Bara ny mpampianatra telo vaovao avy amin’ny
Sekoly Fanomanana Mpampianatra (SFM) any Fandriana ny septambra 2008
izao. Manana tanjona lehibe ny Sekoly Maitso Bara dia ny hoe:
fampianarana moderina sy ara-kalitao.
Mp |
|
More |
|
16/09/08
Voavaly ny hetahetan’ny fokonolona ao Mahazoarivo
Taona
telo nifanesy no efa nandefa fangatahana fiaraha-miasa amin’ny CISCO
Ankazoabo sy Sekoly Maitso Bara momba ny fanorenana sekoly ny mponina ao
Mahazoarivo. Ankehitriny ary dia voavaly ny hetahetan’izy ireo tamin’ny
volana may lasa teo.
Mp |
|
More |
|
16/09/08
Fanomezana hery vaovao hoan’ny mpampianatra ambanivohitra
Ny
faha 10 – 12 septambra 2008 lasa teo dia nantsoina nihofana tany Ihosy
ny mpampianatra 19 mianandahy ny Sekoly Maitso Bara izay avy any
ambanivohitra. Ny vokatra dia traik’efa momba ny fampianarana moderina
sady momba ny fanamboarana fitaovana ihany koa.
Mp |
|
More |
|
04/09/08
Hampandroso ny tanindrazany i Regara

“Vonona aho hampandroso ny tanindrazako.
Manana fanantenana aho fa hitondra fampandrosoana hoan’Ambatolahy”, hoy
Genova Gara, mpianatra nahavita fianarana tamin’ny Sekoly Fambolena sy
Fiompiana Fihaonana.
Mp/Sop |
|
More |
|
04/09/08
Tafaverina eto amin’ny Sekoly Maitso Bara indray i Sophie
Miverina
eto amin’ny Sekoly Maitso Bara indray i Sophie Küspert ary hanao stage
efa-bolana eto izy. Efa niasa tamin’ny SoFaBa sy Sekoly Maitso Bara
an-tsitrapo izy taloha rehefa mbola teto Ihosy ny Ray aman-dReniny. Fa
amin’izao dia tonga irery izy, ary midika izany hoe: Tamana eto Ihosy
izy!
Mp |
|
More |
|
02/07/08
Ela ny ela! Hisy birao vaovao ny Sekoly Maitso Bara any
Toliara

Tsy mitsahatra mitombo hatrany ny asa sy ny mpiasa ny foibe amin’ny
Sekoly Maitso Bara. Ny trano anefa tsy miova. Efitrano kely iray ao
amin’ny SoFaBa Ihosy no iasana. Noho izany, faly izahay fa notapahina
tamin’ny Komity Mpitantana SoFaBa ny fanamboarana birao vaovao ho an’ny
Sekoly Maitso Bara any Toliara.
Naly |
|
More |
|
02/07/08
Manomboka ny fanamboarana sekoly vaovao ao Andaka

Ela ny ela fa manomboka ny asa fanamboarana sekoly any Andaka.
Faly noho izany ny ankizy fa tsy ho ela dia hisy efitrano tsara
hianaran’izy ireo.
Naly |
|
More |
|
30/07/08
Afaka CEPE izahay!
Sekoly Maitso Bara no mampandroso anay.
Sekoly
efatra ao anatin’ny Sekoly Maitso Bara no nandray anjara tamin’ny
fanadinana ofisialy (CEPE) ny jona 2008 lasa teo. Nahafa-po ny vokatra
izay azo, 19 amin’ny 20 no afaka tamin’ireo mpandray anjara.
KCK |
|
More |
|
29/05/08
Sekoly
vaovao any morombe sy beroroha

80
no isan’ny ankizy mipetraka amin’ny tany ao anaty efitrano kely telo
tery sy maizina, amin’ny EPL any Morombe
amin’ny faritra mafana be eto Madagasikara. Na dia ratsy sy mampalahelo aza ity
sekoly ity dia sambatra ny ankizy satria maro ny ankizy tsy mahazo
mianatra mihitsy. Nanapa-kevitra ary ny Sekoly Maitso Bara fa hanampy ny ankizy
any Morombe amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ny FFL Toliara.
KCK |
|
More |
|
06/05/08
“Mila ny
fanampiantsika Morombe”

80
no isan’ny ankizy mipetraka amin’ny tany ao anaty efitrano kely telo
tery sy maizina, amin’ny EPL any Morombe
amin’ny faritra mafana be eto Madagasikara. Na dia ratsy sy mampalahelo aza ity
sekoly ity dia sambatra ny ankizy satria maro ny ankizy tsy mahazo
mianatra mihitsy. Nanapa-kevitra ary ny Sekoly Maitso Bara fa hanampy ny ankizy
any Morombe amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ny FFL Toliara.
KCK |
|
More |
|
06/05/08Luticia
mpanampy ara-pedagojia amin’ny Sekoly Maitso Bara

Mitombo hatrany ny capacité ara-olona amin’ny foibe Sekoly Maitso Bara.
Fifaliana ho anay ny nahazoana mpiara-miasa vehivavy ao
anatin'ny ekipa. Luticia Auguste Andriatsaravola
Andriambololondraombeloniony no anarany.
KCK |
|
More |
|
06/05/08
"Rebila", te hanidina ve ianao?

Voalavo misidina? Misy ve izany? Ho fantatrareo ny valiny raha mamaky ny
tantaran’i Rebila, ny boky faharoan’ny « La Joie de Lire », soritr’asa
vokarin’ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny Université Toliara sy
Stavanger. Mparany, ny mpandrindra ny Sekoly Maitso Bara no
tompon’andraikitra amin’ny fandrindrana ny asa fanamboarana boky, Tojo
no mpanoratra sady mpanao ny sary.
KCK |
|
More |
|
06/05/08
Misaotra bestaka, Ingrid!

Tonga tamin’ny Sekoly Maitso Bara i Ingrid Kristine Pettersen mba hanao
”stage” telo volana eto aminay, nanomboka ny febroary ka hatramin’ny
aprily 2008. Tovovavy 24 taona avy any Tromsø any Norvezy avaratra izy
ary vao nahavita ny degré ”bachelor” amin’ny taranja ”economie social”
sy frantsay.Nanao interview kely amin’i Ingrid i Sekoly Maitso Bara
alohan’ny fiverenany any Norvezy ny faha-8 may 2008.
KCK |
|
More |
|
06/05/08
“Tiko be i Dangaligny – Izy no bokiko voalohany”
Ny volana Febroay 2008 dia nahazo boky ireo mpianatra T4 amin’ ny
Sekoly Maitso Bara. Amin’ izao dia ny resultat voalohany ny
fikarohana miaraka amin'ny fizarana ny boky no atolotra. Tena mahavelom-boly ny valinteny
avy amin'ny mpampianatra sy ny mpianatra.
KCK |
|
More |
|
28/03/08
Mpampianatra vaovao any Angavo
Ny
29 febroary 2008 lasa teo dia niala ny mpampianatra roalahy tao Angavo.
Tonga ny mpampianara roa hafa mba hisolo azy ireo. Mitohy hatrany ny
fianaran’ny ankizy ao Angavo.
Mp |
|
More |
|
28/03/08
Mitombo isa indray ny mpampiananatra ao amin'ny Sekoly Maitso Bara(read) |
|
17/03/08
Sekoly fanabeazana fototra ao Ankaboka - Fiaraha-miasa eo amin'ny FFL
Toliara sy ny Sekoly Maitso Bara(read) |
|
26/02/08 Tao
Antananrivo i Dangaligny sy i Koanaky(read) |
|
21/02/07
Efa mianatra an-dakilasy vaovao ny ankizy any Mahabo(read) |
|
20/02/08
Fetin'ny sekoly tao Soatanimbary
(read) |
|
18/02/08 Fambolen-kazo
tao Ambatolahy
(read) |
|
20/02/08 Solaitrabe
hafa kely
ao amin'ny sekoly Andaka(read) |
|
19/02/08
Tonga
any Soatanimbary ny mpandrafitra
(read) |
|
26/01/08
Nivoaka i Dangaligny!
(read) |
|
11/01/08
Sambany no nisy fanofanana tao amin’ny sekolin’ny marenina
(read)
|
|
11/01/08
May Analalava
(read)
|
|
30/12/07
Sekoly Marosakoa miasa indray
(read) |
|
26/12/07
Eo am-panamboarana ny boky faharoa
i Tojo
(read)
|
|
22/12/07
Sekoly piloty ve ny sekolintsika?
(read)
|
|
22/12/07 Veloma
mandra-pihaona Klaus!
(read)
|
|
22/12/07
Fizarana « Matériel
didactique » (read) |
|
15/12/07 Nanao fiofanana
tany Norvezy ny
mpandrindra SMBara (read)
|